Isaia 51:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Hatolotro eny an-tanan’ireo mampijaly anao ilay kaopy,+Dia izay niteny taminao hoe: ‘Miondreha amin’ny tany mba handehananay.’ Nataonao hoatran’ny tany àry ny lamosinao,Hoatran’ny lalana handehanan’izy ireo.” Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 51:23 ip-2 179 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 51:23 Faminanian’i Isaia II, p. 179
23 Hatolotro eny an-tanan’ireo mampijaly anao ilay kaopy,+Dia izay niteny taminao hoe: ‘Miondreha amin’ny tany mba handehananay.’ Nataonao hoatran’ny tany àry ny lamosinao,Hoatran’ny lalana handehanan’izy ireo.”