Isaia 54:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tezitra be taminao aho, ka nafeniko vetivety ny tarehiko mba tsy ho hitanao.+Tia anao sy tsy mivadika aminao mandrakizay anefa aho ka hamindra fo aminao”,+ hoy i Jehovah, ilay Mpanavotra anao.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 54:8 ip-2 224-226 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 54:8 Fandalinana, Boky 2, Faminanian’i Isaia II, p. 224-226
8 Tezitra be taminao aho, ka nafeniko vetivety ny tarehiko mba tsy ho hitanao.+Tia anao sy tsy mivadika aminao mandrakizay anefa aho ka hamindra fo aminao”,+ hoy i Jehovah, ilay Mpanavotra anao.+