-
Isaia 58:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Miady sy mifanditra foana ianareo rehefa avy mifady hanina,
Sady mifamely totohondry amin-kabibiana.
Tsy afaka mifady hanina hoatr’izao ataonareo izao ianareo, nefa avy eo manantena hoe hohenoiko any an-danitra ny feonareo.
-