-
Isaia 58:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Hoatr’izao angaha ny fifadian-kanina tiako hataonareo:
Mampahory tena hoatran’ny amin’ny andro fifadian-kanina,
Dia miondrika toy ny harefo,
Ary matory eo ambony gony sy lavenona?
Izany ve no ataonareo hoe fifadian-kanina sy andro mahafaly an’i Jehovah?
-