Isaia 58:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia izao koa: Mizara ny mofonao amin’ny noana,+Sy mampiantrano ny mahantra sy ny tsy manan-kialofana,Mampitafy an’izay hitanao hoe mitanjaka,+Ary tsy manome lamosina ny rahalahinao. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 58:7 ip-2 281-282 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 58:7 Faminanian’i Isaia II, p. 281-282
7 Dia izao koa: Mizara ny mofonao amin’ny noana,+Sy mampiantrano ny mahantra sy ny tsy manan-kialofana,Mampitafy an’izay hitanao hoe mitanjaka,+Ary tsy manome lamosina ny rahalahinao.