Isaia 58:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia ho finaritra tanteraka amin’i Jehovah ianao,Ary hataoko mifehy ny toerana avo eny ambonin’ny tany.+ Havelako hihinana* ny vokatra avy amin’ny lovan’i Jakoba razambenao koa ianao.+Fa i Jehovah no efa niteny.” Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 58:14 ip-2 286-289 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 58:14 Faminanian’i Isaia II, p. 285-287, 288-289
14 Dia ho finaritra tanteraka amin’i Jehovah ianao,Ary hataoko mifehy ny toerana avo eny ambonin’ny tany.+ Havelako hihinana* ny vokatra avy amin’ny lovan’i Jakoba razambenao koa ianao.+Fa i Jehovah no efa niteny.”