Isaia 61:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hahazo anjara avo roa heny ny vahoakako ho solon’ny henatra,Ary tsy ho afa-baraka intsony izy fa hihoby noho ny anjarany. Hahazo anjara avo roa heny tokoa izy ireo ao amin’ny taniny,+ Dia hifaly mandrakizay.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 61:7 ip-2 330 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 61:7 Faminanian’i Isaia II, p. 330
7 Hahazo anjara avo roa heny ny vahoakako ho solon’ny henatra,Ary tsy ho afa-baraka intsony izy fa hihoby noho ny anjarany. Hahazo anjara avo roa heny tokoa izy ireo ao amin’ny taniny,+ Dia hifaly mandrakizay.+