Isaia 61:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Mampitsiry voa ny tany,Ary mampitsimoka an’izay nafafy teo aminy ny tanimboly.Dia hoatr’izany koa no ataon’i Jehovah Tompo Fara Tampony,Satria hataony mitsiry eo anatrehan’ny firenena rehetra ny fahamarinana+ sy fiderana.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 61:11 ip-2 333-334; w93 1/1 9-10 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 61:11 Faminanian’i Isaia II, p. 333-334 Ny Tilikambo Fiambenana,1/1/1993, p. 9-10
11 Mampitsiry voa ny tany,Ary mampitsimoka an’izay nafafy teo aminy ny tanimboly.Dia hoatr’izany koa no ataon’i Jehovah Tompo Fara Tampony,Satria hataony mitsiry eo anatrehan’ny firenena rehetra ny fahamarinana+ sy fiderana.+