Isaia 65:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hamoaka taranaka avy amin’i Jakoba aho,Ary hamoaka olona iray avy amin’i Joda mba handova ny tendrombohitro.+Ho lasan’ny olom-boafidiko ilay tany,Dia hipetraka ao ny mpanompoko.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 65:9 ip-2 377 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 65:9 Faminanian’i Isaia II, p. 376-377
9 Hamoaka taranaka avy amin’i Jakoba aho,Ary hamoaka olona iray avy amin’i Joda mba handova ny tendrombohitro.+Ho lasan’ny olom-boafidiko ilay tany,Dia hipetraka ao ny mpanompoko.+