Jeremia 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa hoy i Jehovah tamiko: “Aza miteny hoe: ‘Mbola zaza aho.’ Fa tsy maintsy mandeha any amin’izay rehetra anirahako anao ianao,Ary hiteny an’izay rehetra asaiko lazainao.+ Jeremia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 1:7 jr 191 Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:7 Jeremia, p. 191 Ny Tilikambo Fiambenana,1/7/1988, p. 10
7 Fa hoy i Jehovah tamiko: “Aza miteny hoe: ‘Mbola zaza aho.’ Fa tsy maintsy mandeha any amin’izay rehetra anirahako anao ianao,Ary hiteny an’izay rehetra asaiko lazainao.+