Jeremia 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Fa ianao kosa miomàna hanao zavatra,*Ary mitsangàna ka teneno amin’izy ireo izay rehetra asaiko lazainao. Aza matahotra be azy ireo,+Sao ianao indray no hataoko matahotra be eo anatrehany. Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:17 Fandalinana, Boky 1,
17 “Fa ianao kosa miomàna hanao zavatra,*Ary mitsangàna ka teneno amin’izy ireo izay rehetra asaiko lazainao. Aza matahotra be azy ireo,+Sao ianao indray no hataoko matahotra be eo anatrehany.