Jeremia 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy mba nanontany akory ny mpisorona hoe: ‘Aiza i Jehovah?’+ Na ireo mpampianatra Lalàna aza tsy nahalala ahy.Nikomy tamiko ireo mpiandry.+Naminany tamin’ny anaran’i Bala ireo mpaminany+Sady nanaraka an’izay tsy mahasoa.
8 Tsy mba nanontany akory ny mpisorona hoe: ‘Aiza i Jehovah?’+ Na ireo mpampianatra Lalàna aza tsy nahalala ahy.Nikomy tamiko ireo mpiandry.+Naminany tamin’ny anaran’i Bala ireo mpaminany+Sady nanaraka an’izay tsy mahasoa.