Jeremia 2:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Aiza izao ireo andriamanitra nataonareo?+ Aoka ireny no hitsangana raha mahavonjy anareo amin’ny fotoana hiavian’ny loza.Fa lasa be dia be hoatran’ny tanànanareo ny andriamanitrareo, ry Joda ô!+
28 Aiza izao ireo andriamanitra nataonareo?+ Aoka ireny no hitsangana raha mahavonjy anareo amin’ny fotoana hiavian’ny loza.Fa lasa be dia be hoatran’ny tanànanareo ny andriamanitrareo, ry Joda ô!+