Jeremia 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Miverena, ry zanako mpikomy ô, Fa hanasitrana anareo aho dia tsy hikomy intsony ianareo.”+ “Ireto izahay manatona anao,Satria ianao, Jehovah ô, no Andriamanitray!+ Jeremia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 3:22 jr 72 Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:22 Jeremia, p. 72
22 “Miverena, ry zanako mpikomy ô, Fa hanasitrana anareo aho dia tsy hikomy intsony ianareo.”+ “Ireto izahay manatona anao,Satria ianao, Jehovah ô, no Andriamanitray!+