Jeremia 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Raha hiverina ianao, ry Israely ô”, hoy i Jehovah,“Raha hiverina amiko ianao,Ary raha hesorinao eo anatrehako ireo sampinao maharikoriko,Dia tsy ho lasa mpirenireny ianao.+
4 “Raha hiverina ianao, ry Israely ô”, hoy i Jehovah,“Raha hiverina amiko ianao,Ary raha hesorinao eo anatrehako ireo sampinao maharikoriko,Dia tsy ho lasa mpirenireny ianao.+