Jeremia 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Raha manao ny marina sy ny rariny ary ny hitsiny ianao rehefa mianiana hoe:‘Raha mbola velona koa i Jehovah!’Dia hahazo fitahiana avy aminy ireo firenena,Ary Izy no ho reharehan’izy ireny.”+
2 Raha manao ny marina sy ny rariny ary ny hitsiny ianao rehefa mianiana hoe:‘Raha mbola velona koa i Jehovah!’Dia hahazo fitahiana avy aminy ireo firenena,Ary Izy no ho reharehan’izy ireny.”+