Jeremia 4:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nijery an’ilay tany aho, ka io fa tsy nisy na inona na inona sy tsy nisy mponina ilay izy.+ Nijery ny lanitra aho, ka tsy nisy hazavana intsony teny.+ Jeremia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 4:23 rs 383-384 Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:23 Fandresen-dahatra, p. 383-384
23 Nijery an’ilay tany aho, ka io fa tsy nisy na inona na inona sy tsy nisy mponina ilay izy.+ Nijery ny lanitra aho, ka tsy nisy hazavana intsony teny.+