Jeremia 5:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tsy mba miteny anakampo izy ireo hoe: “Andao amin’izay isika hatahotra an’i Jehovah Andriamanitsika,Ilay manome antsika orana amin’ny fotoanany,Dia ny oram-pararano sy ny oran-dohataona,Ilay manome antoka antsika fa ho tonga amin’ny fotoana voatondro ireo herinandro fijinjana.”+ Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:24 Fandalinana, Boky 1,
24 Tsy mba miteny anakampo izy ireo hoe: “Andao amin’izay isika hatahotra an’i Jehovah Andriamanitsika,Ilay manome antsika orana amin’ny fotoanany,Dia ny oram-pararano sy ny oran-dohataona,Ilay manome antoka antsika fa ho tonga amin’ny fotoana voatondro ireo herinandro fijinjana.”+