Jeremia 7:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Ahitsio ny lalanareo sy ny ataonareo, dia havelako hipetraka eto amin’ity toerana ity foana ianareo.+
3 Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Ahitsio ny lalanareo sy ny ataonareo, dia havelako hipetraka eto amin’ity toerana ity foana ianareo.+