Jeremia 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aza ampijalina ny hafa firenena monina eo aminareo sy ny kamboty* ary ny mpitondratena,+ ary aza mandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny eto amin’ity toerana ity. Aza manompo andriamani-kafa ka hahatonga loza aminareo.+
6 Aza ampijalina ny hafa firenena monina eo aminareo sy ny kamboty* ary ny mpitondratena,+ ary aza mandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny eto amin’ity toerana ity. Aza manompo andriamani-kafa ka hahatonga loza aminareo.+