Jeremia 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Heverinareo fa lava-bato fiafenan’ny jiolahy angaha ity trano mitondra ny anarako ity?+ Hitako ange ny ataonareo e!”, hoy i Jehovah. Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:11 Ny Tilikambo Fiambenana,1/7/1988, p. 12
11 Heverinareo fa lava-bato fiafenan’ny jiolahy angaha ity trano mitondra ny anarako ity?+ Hitako ange ny ataonareo e!”, hoy i Jehovah.