Jeremia 7:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa hataoko hoatran’i Silo ilay trano mitondra ny anarako,+ na dia itokisanareo+ aza. Ary hataoko toy izany koa ity toerana nomeko anareo sy ny razambenareo ity.+
14 Koa hataoko hoatran’i Silo ilay trano mitondra ny anarako,+ na dia itokisanareo+ aza. Ary hataoko toy izany koa ity toerana nomeko anareo sy ny razambenareo ity.+