Jeremia 7:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa tsy niresaka tamin’ny razambenareo momba ny fanatitra dorana manontolo sy ny sorona+ aho, na nanome didy azy ireo momba an’izany, tamin’ny andro nitondrako azy ireo nivoaka avy tany Ejipta.
22 Fa tsy niresaka tamin’ny razambenareo momba ny fanatitra dorana manontolo sy ny sorona+ aho, na nanome didy azy ireo momba an’izany, tamin’ny andro nitondrako azy ireo nivoaka avy tany Ejipta.