Jeremia 7:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Hetezo ny volonao lava* ka ario. Manaova hira fisaonana eny amin’ny havoana mangadihady. Sady nolavin’i Jehovah mantsy ilay taranaka mampahatezitra mafy azy no efa hafoiny. Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:29 Fandalinana,
29 “Hetezo ny volonao lava* ka ario. Manaova hira fisaonana eny amin’ny havoana mangadihady. Sady nolavin’i Jehovah mantsy ilay taranaka mampahatezitra mafy azy no efa hafoiny.