-
Jeremia 8:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 “Amin’izany andro izany”, hoy i Jehovah, “dia hofongarina avy ao am-pasana ny taolan’ireo mpanjakan’ny Joda sy ireo andrianany sy ireo mpisorony sy ireo mpaminaniny, ary ny taolan’ny mponin’i Jerosalema.
-