Jeremia 8:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 ‘Ahoana no ahasahianareo milaza hoe: “Hendry izahay sady anananay ny lalàn’i* Jehovah”? Nampiasain’ny mpanora-dalàna* hanoratana lainga fotsiny mantsy ny peniny+ mandainga.*
8 ‘Ahoana no ahasahianareo milaza hoe: “Hendry izahay sady anananay ny lalàn’i* Jehovah”? Nampiasain’ny mpanora-dalàna* hanoratana lainga fotsiny mantsy ny peniny+ mandainga.*