Jeremia 9:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fa heno avy ao Ziona ny feon’ireo midradradradra+ hoe: “Dia rava tokoa moa ny tanànantsika! Afa-baraka tanteraka isika! Fa niala tao amin’ilay tany isika, dia narodan’izy ireo ny tranontsika.”+
19 Fa heno avy ao Ziona ny feon’ireo midradradradra+ hoe: “Dia rava tokoa moa ny tanànantsika! Afa-baraka tanteraka isika! Fa niala tao amin’ilay tany isika, dia narodan’izy ireo ny tranontsika.”+