Jeremia 9:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Mihainoa ny tenin’i Jehovah ianareo vehivavy. Aoka ianareo hanongilan-tsofina amin’ny teny aloaky ny vavany. Ampianaro an’ity hira fisaonana ity ny zanakareo vavy,Ary samia mampianatra azy io amin’ny namany avy.+
20 Mihainoa ny tenin’i Jehovah ianareo vehivavy. Aoka ianareo hanongilan-tsofina amin’ny teny aloaky ny vavany. Ampianaro an’ity hira fisaonana ity ny zanakareo vavy,Ary samia mampianatra azy io amin’ny namany avy.+