Jeremia 9:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Teneno hoe: ‘Izao no lazain’i Jehovah: “Hiampatrampatra ny fatin’ny olona, ka ho toy ny zezika eny an-tsaha,Sy ho toy ny varimbazaha vao avy nojinjainaNefa tsy misy manangona.”’”+
22 Teneno hoe: ‘Izao no lazain’i Jehovah: “Hiampatrampatra ny fatin’ny olona, ka ho toy ny zezika eny an-tsaha,Sy ho toy ny varimbazaha vao avy nojinjainaNefa tsy misy manangona.”’”+