Jeremia 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 I Jehovah kosa no tena Andriamanitra. Izy no Andriamanitra velona+ sy Mpanjaka mandrakizay.+ Hihovotrovotra ny tany noho ny fahatezerany,+Ary tsy hisy firenena hahatanty ny fanamelohany. Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:10 Fandalinana, Boky 1,
10 I Jehovah kosa no tena Andriamanitra. Izy no Andriamanitra velona+ sy Mpanjaka mandrakizay.+ Hihovotrovotra ny tany noho ny fahatezerany,+Ary tsy hisy firenena hahatanty ny fanamelohany.