Jeremia 10:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Rehefa ataony heno ny feony,Dia misamboaravoara ny rano eny amin’ny lanitra,+Ary mampiakatra rahona* avy any amin’ny faran’ny tany izy.+ Manao tselatra* ho an’ny orana izy,Ary avoakany avy ao amin’ny trano fitehirizany azy ny rivotra.+ Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:13 Fandalinana, Boky 2,
13 Rehefa ataony heno ny feony,Dia misamboaravoara ny rano eny amin’ny lanitra,+Ary mampiakatra rahona* avy any amin’ny faran’ny tany izy.+ Manao tselatra* ho an’ny orana izy,Ary avoakany avy ao amin’ny trano fitehirizany azy ny rivotra.+