Jeremia 10:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Rava ny tranolaiko ary nisy nanapaka daholo ny tady fanenjanana azy.+ Nandao ahy ireo zanako ka tsy eo intsony.+ Tsy misy tavela mba hanenjana ny tranolaiko na hanangana azy. Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:20 Fandalinana, Boky 2, Fandalinana, Boky 2,
20 Rava ny tranolaiko ary nisy nanapaka daholo ny tady fanenjanana azy.+ Nandao ahy ireo zanako ka tsy eo intsony.+ Tsy misy tavela mba hanenjana ny tranolaiko na hanangana azy.