Jeremia 10:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Anamparo ny hatezeranao ireo firenena tsy miraharaha anao+Sy ireo foko tsy miantso ny anaranao. Fa naripak’izy ireo i Jakoba.+Naripak’izy ireo izy ka saika fongana tanteraka,+Ary noravany ny taniny.+
25 Anamparo ny hatezeranao ireo firenena tsy miraharaha anao+Sy ireo foko tsy miantso ny anaranao. Fa naripak’izy ireo i Jakoba.+Naripak’izy ireo izy ka saika fongana tanteraka,+Ary noravany ny taniny.+