4 izay nasaiko narahin’ny razambenareo tamin’ny andro nitondrako azy nivoaka avy tany Ejipta,+ avy tao amin’ny fatana fandrendrehana vy.+ Hoy mantsy aho tamin’izay: ‘Ankatoavy ny teniko, ary ataovy izay rehetra andidiako anareo. Dia ho vahoakako ianareo, ary izaho ho Andriamanitrareo,+