Jeremia 11:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Fa ianao* kosa, aza mivavaka ho an’ity vahoaka ity. Aza mitaraina na mivavaka ho azy,+ fa tsy hihaino aho rehefa miantso ahy izy ireo noho ny loza manjo azy.
14 “Fa ianao* kosa, aza mivavaka ho an’ity vahoaka ity. Aza mitaraina na mivavaka ho azy,+ fa tsy hihaino aho rehefa miantso ahy izy ireo noho ny loza manjo azy.