Jeremia 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Lasa tany ngazana ilay izy, Ary lasa karakaina*Sy tsy misy mponina eo anatrehako.+ Lasa ravarava ilay tany manontolo,Nefa tsy misy olona mandray am-po an’izany.+
11 Lasa tany ngazana ilay izy, Ary lasa karakaina*Sy tsy misy mponina eo anatrehako.+ Lasa ravarava ilay tany manontolo,Nefa tsy misy olona mandray am-po an’izany.+