Jeremia 12:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tonga avy any amin’ny lala-masaka rehetra any an-tany efitra ireo mpandrava,Satria mandripaka olona hatrany amin’ny faran’ilay tany ka hatrany amin’ny faran’ilay tany ny sabatr’i Jehovah.+ Tsy misy fiadanana na ho an’iza na ho an’iza.*
12 Tonga avy any amin’ny lala-masaka rehetra any an-tany efitra ireo mpandrava,Satria mandripaka olona hatrany amin’ny faran’ilay tany ka hatrany amin’ny faran’ilay tany ny sabatr’i Jehovah.+ Tsy misy fiadanana na ho an’iza na ho an’iza.*