Jeremia 13:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nakatona* ireo tanàna any atsimo ka tsy misy mamoha. Natao sesitany ny fokon’i Joda manontolo. Natao sesitany daholo izy ireo.+
19 Nakatona* ireo tanàna any atsimo ka tsy misy mamoha. Natao sesitany ny fokon’i Joda manontolo. Natao sesitany daholo izy ireo.+