Jeremia 13:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary hiteny ianao ao am-ponao ao hoe: ‘Fa maninona àry aho no tratran’izao?’+ Satria lehibe ny fahadisoanao dia nesorina ny morontongotr’akanjonao,+ Ary noratraratraina ny voditongotrao. Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:22 Fandalinana, Boky 2,
22 Ary hiteny ianao ao am-ponao ao hoe: ‘Fa maninona àry aho no tratran’izao?’+ Satria lehibe ny fahadisoanao dia nesorina ny morontongotr’akanjonao,+ Ary noratraratraina ny voditongotrao.