Jeremia 13:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Mahavita manova ny volon-kodiny ve ny Kosita,* ary ny leopara ve mahavita manova ny pentimpentina aminy?+ Raha izany, dia mahavita manao ny tsara ianareo,Izay nampiofanina hanao ratsy. Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:23 Fandalinana, Boky 2, Fandalinana, Boky 2,
23 Mahavita manova ny volon-kodiny ve ny Kosita,* ary ny leopara ve mahavita manova ny pentimpentina aminy?+ Raha izany, dia mahavita manao ny tsara ianareo,Izay nampiofanina hanao ratsy.