Jeremia 14:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Misaona i Joda,+ ary mihasimba ireo vavahadiny. Manjombona izy ireo sady midaboka amin’ny tany.Miakatra avy ao Jerosalema ny fitarainana.
2 Misaona i Joda,+ ary mihasimba ireo vavahadiny. Manjombona izy ireo sady midaboka amin’ny tany.Miakatra avy ao Jerosalema ny fitarainana.