-
Jeremia 15:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Nahoana no manaintaina foana aho, ary tsy misy fanafany ny ratrako?
Tsy mety sitrana ilay izy.
Ho lasa toy ny tahirin-drano mamitaka ve ianao,
Ka tsy ho azo itokisana?
-