10 “Rehefa lazainao amin’ity vahoaka ity izany rehetra izany, dia hanontany anao izy hoe: ‘Fa maninona i Jehovah no nilaza fa hamely anay amin’izany loza amin’antambo rehetra izany? Fa inona no fahadisoana sy fahotana vitanay tamin’i Jehovah Andriamanitray?’+