Jeremia 16:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Voalohany aloha, dia hosaziko araka izay sahaza azy izy ireo noho ny fahadisoany sy ny fahotany.+Fa nolotoiny tamin’ny fatin’ireo sampiny maharikoriko ny taniko,Ary nofenoiny zava-maharikoriko+ ny lovako.’”
18 Voalohany aloha, dia hosaziko araka izay sahaza azy izy ireo noho ny fahadisoany sy ny fahotany.+Fa nolotoiny tamin’ny fatin’ireo sampiny maharikoriko ny taniko,Ary nofenoiny zava-maharikoriko+ ny lovako.’”