-
Jeremia 17:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 “Voasoratra tamin’ny penina vy ny fahotan’ny Joda,
Sady vita sokitra tamin’ny tendrona diamondra, eo amin’ny fon’izy ireo
Sy eo amin’ny tandroky ny alitarany.
-