-
Jeremia 17:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Izaho kosa anefa tsy nitsoaka tsy ho mpiandry ondry fa mbola nanaraka anao.
Tsy naniry ny hahatongavan’ny andro iavian’ny loza koa aho.
Fantatrao tsara ny teny rehetra naloaky ny vavako.
Teo anatrehanao no nitranga izany rehetra izany.
-