Jeremia 17:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Izao no nolazain’i Jehovah tamiko: “Mandehana mijoro eo amin’ny vavahadin’ny zana-bahoaka, izay fandalovan’ireo mpanjakan’ny Joda rehefa miditra sy mivoaka, ary eo amin’ny vavahady rehetra ao Jerosalema.+ Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:19 Fandalinana, Boky 2,
19 Izao no nolazain’i Jehovah tamiko: “Mandehana mijoro eo amin’ny vavahadin’ny zana-bahoaka, izay fandalovan’ireo mpanjakan’ny Joda rehefa miditra sy mivoaka, ary eo amin’ny vavahady rehetra ao Jerosalema.+