-
Jeremia 17:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Lazao amin’izy ireo hoe: ‘Henoy ny tenin’i Jehovah, ry mpanjakan’ny Joda, sy ianareo rehetra vahoakan’i Joda sy mponin’i Jerosalema, izay miditra eo amin’ireto vavahady ireto.
-