Jeremia 17:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Aza mitondra entana avy ao an-tranonareo rehefa Sabata ny andro, ary aza manao asa na inona na inona.+ Fa hamasino ny andro sabata, araka ny didy nomeko ny razambenareo.+
22 Aza mitondra entana avy ao an-tranonareo rehefa Sabata ny andro, ary aza manao asa na inona na inona.+ Fa hamasino ny andro sabata, araka ny didy nomeko ny razambenareo.+