25 dia hiditra eo amin’ireo vavahadin’ity tanàna ity koa ireo mpanjaka sy andriana mipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’i Davida.+ Hitaingina kalesy sy soavaly izy ireo sy ny andrianany ary ny fokon’i Joda sy ny mponin’i Jerosalema,+ amin’izay fotoana izay. Dia honenana mandrakizay ity tanàna ity.